Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 28:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tantarany sisa sy ny fanaony rehetra, na ny voalohany na ny farany, indreo, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny Isiraely izany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 28

Jereo 2 Tantara 28:26 amin'ny teny manodidina.