Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 26:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nivoaka izy ka niady tamin'ny Filistina, dia nandrava ny mandan'i Gata sy ny an'i Jabne sy ny an'i Asdoda ary nanao tanàna tany Asdoda sy tany amin'ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:6 amin'ny teny manodidina.