Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 26:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nanao fiadiana lehibe tany Jerosalema izy, natao araka ny marika vitan'ny mahay zavatra, hapetraka eo amin'ny tilikambo sy eo an-tampon'ny manda mba handefasana zana-tsipìka sy vato lehibe. Ary niely lavitra ny lazan'i Ozia; fa mahagaga ny nanampiana azy, ka tonga mahery tokoa izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:15 amin'ny teny manodidina.