Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 26:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny miaramila fehezin'ireo dia diman-jato amby fito arivo sy telo hetsy, izay nahery niady indrindra, homba ny mpanjaka hiady amin'ny fahavalony.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 26

Jereo 2 Tantara 26:13 amin'ny teny manodidina.