Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 25:7 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa nisy lehilahin'Andriamanitra tonga tao aminy ka nanao hoe: Ry mpanjaka, aza avela hanaraka anao ny miaramilan'ny Isiraely; fa tsy omban'i Jehovah ny Isiraely, dia ny taranak'i Efraima rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:7 amin'ny teny manodidina.