Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 25:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny andro niainan'i Amazia zanak'i Joasy, mpanjakan'ny Joda, taorian'ny nahafatesan'i Joasy, zanak'i Joahaza, mpanjakan'ny Isiraely, dia dimy ambin'ny folo taona.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:25 amin'ny teny manodidina.