Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 25:18 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Joasy, mpanjakan'ny Isiraely, naniraka tany amin'i Amazia, mpanjakan'ny Joda, nanao hoe: Ny tsilo izay tany Libanona naniraka tamin'ny hazo sedera izay tany Libanona nanao hoe: Omeo ny zanakolahy ny zanakaovavy ho vadiny; dia namaky teo ny bibi-dia tany Libanona ka nanosihosy ny tsilo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:18 amin'ny teny manodidina.