Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 25:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha niteny taminy izy, dia novaliany hoe: Moa voatendrinay ho mpanolo-tsaina ny mpanjaka va Hianao? Aoka itsy ange, fandrao asian'ny olona ianao. Dia nitsahatra ilay mpaminany ka nanao hoe: Fantatro fa Andriamanitra mikasa hahafaty anao satria nanao izany ianao ka tsy nihaino ny anatro.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 25

Jereo 2 Tantara 25:16 amin'ny teny manodidina.