Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 24:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka dia nampaka an'i Joiada, lohany tamin'ireo, ka nanao taminy hoe: Nahoana no tsy nasainao nitondra ny hetra avy tany Joda sy Jerosalema ny Levita, araka ny didin'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah sy ny fiangonan'ny Isiraely ho ao amin'ny tabernakelin'ny vavolombelona?

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 24

Jereo 2 Tantara 24:6 amin'ny teny manodidina.