Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 24:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny amin'ny zanany sy ny hamafin'ny faminaniana nilaza ny loza hanjo azy ary ny nanamboarany ny tranon'Andriamanitra, indro, efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjaka izany. Ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 24

Jereo 2 Tantara 24:27 amin'ny teny manodidina.