Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 23:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon'i Jehovah afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain'i Jehovah hotandremana.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:6 amin'ny teny manodidina.