Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 23:20 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nalainy ny mpifehy zato sy ny olona manan-kaja sy ny mpanapaka ny olona ary ny vahoaka rehetra; ary dia nentiny nidina avy tao an-tranon'i Jehovah ny mpanjaka, ka ny vavahady ambony no nalehany hankao an-tranon'ny mpanjaka; ary nametraka ny mpanjaka teo amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakana izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:20 amin'ny teny manodidina.