Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 23:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nentiny nivoaka ny zanakalahin'ny mpanjaka ka nampisatrohiny ny satro-boninahitra, sady notolorany ny teni-vavolombelona, ka dia nampanjakainy. Ary Joiada sy ny zanany nanosotra azy ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka!

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 23

Jereo 2 Tantara 23:11 amin'ny teny manodidina.