Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 21:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia tahaka ny nataon'ny taranak'i Ahaba fa zanakavavin'i Ahaba no vadiny, eny, nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 21

Jereo 2 Tantara 21:6 amin'ny teny manodidina.