Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 21:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy taratasy avy tamin'i Elia mpaminany tonga tao aminy nanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitr'i Davida rainao: Noho ny tsy nandehananao tamin'ny lalan'i Josafata rainao, na ny lalan'i Asa, mpanjakan'ny Joda,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 21

Jereo 2 Tantara 21:12 amin'ny teny manodidina.