Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 20:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro fahefatra dia nivory tao amin'ny lohasaha Beraka izy, fa tany no nisaorany an'i Jehovah; koa izany no nanaovany izany tany izany hoe Lohasaha Beraka mandraka androany.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:26 amin'ny teny manodidina.