Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 20:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nifoha maraina koa izy, dia niainga nankany an-efitr'i Tekoa; ary nony nivoaka izy, dia nitsangana teo Josafata ka nanao hoe: Mihainoa ahy, ry Joda, sy ianareo, ry mponina eto Jerosalema: Minoa an'i Jehovah Andriamanitrareo, dia ho tafatoetra ianareo; minoa ny mpaminaniny, dia hambinina ianareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:20 amin'ny teny manodidina.