Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 20:16 Malagasy Bible (MG1865)

Rahampitso dia midìna hiady aminy ianareo; fa, indreo, hiakatra amin'ny fiakarana Ziza izy; ary ianareo hahita azy eo amin'ny faran'ny lohasahan-driaka tandrifin'ny efitr'i Jeroela.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 20

Jereo 2 Tantara 20:16 amin'ny teny manodidina.