Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 2:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona naniraka hankany amin'i Hirama, mpanjakan'i Tyro, hanao hoe: Tahaka ny nataonao tamin'i Davida raiko, raha nampanatitra hazo sedera ho azy hanaovany trano hitoerany ianao,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 2

Jereo 2 Tantara 2:2 amin'ny teny manodidina.