Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 19:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tany Jerosalema koa no nanendren'i Josafata ny sasany tamin'ny Levita sy ny mpisorona ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny Isiraely ho amin'ny fitsaran'i Jehovah sy ny adin'olona (fa efa tafaverina tany Jerosalema izy tamin'izay)

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 19

Jereo 2 Tantara 19:8 amin'ny teny manodidina.