Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 19:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary, indro, Amaria mpisoronabe no ho lehibenareo amin'ny raharahan'i Jehovah rehetra; ary Zebadia, zanak'Isimaela, mpanapaka ny taranak'i Joda, ho lehibenareo amin'ny raharahan'ny mpanjaka rehetra kosa; ary ny Levita ho mpifehy hanampy anareo. Mahereza, ka mahefà; ary Jehovah anie homba izay tsara.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 19

Jereo 2 Tantara 19:11 amin'ny teny manodidina.