Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 18:7 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ny mpanjakan'ny Isiraely tamin'i Josafata: Mbola misy lehilahy iray ihany ahazoantsika manontany amin'i Jehovah, saingy halako izy, satria tsy mbola naminany soa ho ahy izy, fa loza ihany mandrakariva; Mitaia, zanak'i Jimla, no anarany. Dia hoy Josafata: Aza dia manao izany, ry mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:7 amin'ny teny manodidina.