Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 18:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny mpanjakan'ny Isiraely tamin'i Josafata: Hody olon-kafa aho ka hitsarapaka any anatin'ny ady, fa ianao kosa dia miakanjoa ny akanjonao ihany. Dia nody olon-kafa ny mpanjakan'ny Isiraely ka nitsarapata tany anatin'ny ady.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:29 amin'ny teny manodidina.