Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 18:2 Malagasy Bible (MG1865)

Koa nony ela dia nidina nankany amin'i Ahaba tany Samaria izy. Ary Ahaba namono ondry aman'osy sy omby betsaka ho azy sy ho an'ny olona nanaraka azy, dia nitaona azy hiakatra ho any Ramota-gileada.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:2 amin'ny teny manodidina.