Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 18:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nankany amin'ny mpanjaka izy. Ary hoy ny mpanjaka taminy: Ry Mikaia, handeha hanafika an'i Ramota-gileada va isika, sa hijanona ihany aho? Ary izy namaly azy hoe: Mandehana, dia hambinina ianareo, fa hatolotra eo an-tananareo izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 18

Jereo 2 Tantara 18:14 amin'ny teny manodidina.