Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 16:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nalevina tao amin'ny fasany ihany izy, izay nolavahany tao an-Tanànan'i Davida, ka nampandrina teo amin'ny fandriana efa nofenoina zava-manitra samy hafa voaharoharo araka ny fanaon'ny mpangaroharo zava-manitra, ary nandoroany zavatra betsaka ho fisaonana azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 16

Jereo 2 Tantara 16:14 amin'ny teny manodidina.