Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 15:2 Malagasy Bible (MG1865)

ary dia nivoaka hitsena an'i Asa izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ahy, ry Asa mbamin'ny Joda sy ny Benjamina rehetra: Jehovah momba anareo, raha ianareo momba Azy; ary raha mitady Azy kosa ianareo, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy ianareo, dia hahafoy anareo Izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 15

Jereo 2 Tantara 15:2 amin'ny teny manodidina.