Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 12:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'i Jehovah fa niaiky izy, dia tonga tao amin'i Semaia indray ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Efa niaiky izy, ka dia tsy handringana azy Aho, fa tsy ho ela dia hamonjy azy; ary tsy haidiko amin'i Jerosalema avy amin'ny tànan'i Sisaka ny fahatezerako.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 12

Jereo 2 Tantara 12:7 amin'ny teny manodidina.