Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 12:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tantaran-dRehoboama, na ny voalohany na ny farany, tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'i Semaia mpaminany sy Ido mpahita ny amin'ny firazanana va izany? Ary niady mandrakariva Rehoboama sy Jeroboama.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 12

Jereo 2 Tantara 12:15 amin'ny teny manodidina.