Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 10:4 Malagasy Bible (MG1865)

Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay; fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 10

Jereo 2 Tantara 10:4 amin'ny teny manodidina.