Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 1:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona nandidy Isiraely rehetra, dia mpifehy arivo sy mpifehy zato sy mpitsara ary loham-pirenena rehetra tamin'ny Isiraely, dia lohan'ny fianakaviana,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 1

Jereo 2 Tantara 1:2 amin'ny teny manodidina.