Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 1:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Solomona nanangona kalesy sy mpitaingin-tsoavaly ka nanana kalesy efa-jato amby arivo sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina, izay nataony tany amin'ireny tanàna fitoeran'ny kalesy ary tao amin'ny mpanjaka tany Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 1

Jereo 2 Tantara 1:14 amin'ny teny manodidina.