Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Tantara 1:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Andriamanitra tamin'i Solomona: Satria tao am-ponao izany ka tsy nangataka vola aman-karena ianao, na voninahitra, na ain'ny fahavalonao, ary tsy nangataka ho ela velona aza, fa nangataka fahendrena sy fahalalana hitsaranao ny oloko izay nampanjakako anao,

Vakio ny toko manontolo 2 Tantara 1

Jereo 2 Tantara 1:11 amin'ny teny manodidina.