Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 9:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Ziba tamin'ny mpanjaka: Araka izay rehetra nandidianao mpanjaka tompoko no hataon'ny mpanomponao. Fa ny amin'i Mefiboseta, hoy Davida, dia hihinana eo amin'ny latabatro toy ny anankiray amin'ny zanakalahin'ny mpanjaka izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 9

Jereo 2 Samoela 9:11 amin'ny teny manodidina.