Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 8:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nametrahany miaramila tany Edoma; eny, nametrahany miaramila avokoa Edoma rehetra, ary ny mponina rehetra tany Edoma dia tonga mpanompon'i Davida. Ary Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 8

Jereo 2 Samoela 8:14 amin'ny teny manodidina.