Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 6:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy kosa Davida tamin'i Mikala: Teo anatrehan'i Jehovah, Izay nifidy ahy noho ny rainao sy ny ankohonany rehetra ka nanendry ahy ho mpanapaka ny Isiraely, olon'i Jehovah, eny, teo anatrehan'i Jehovah no nitsinjahako.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 6

Jereo 2 Samoela 6:21 amin'ny teny manodidina.