Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 6:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony voatitr'i Davida ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavanana, dia nitso-drano ny vahoaka tamin'ny anaran'i Jehovah, Tompon'ny maro, izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 6

Jereo 2 Samoela 6:18 amin'ny teny manodidina.