Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 5:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpanjaka sy ny olony nankany Jerosalema hiady amin'ny Jebosita tompon-tany, ary hoy izy ireo tamin'i Davida: Tsy ho tafiditra eto ianao; fa na dia ny jamba ny mandringa aza dia hahasakana anao ka hanao hoe: Tsy ho tafiditra eto Davida.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:6 amin'ny teny manodidina.