Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 5:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Davida tonga tao Bala-perazima ka namely ireo tao, dia hoy izy: Jehovah efa namaky ny fahavaloko teo anoloako hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran'izany tany izany hoe Bala-perazima.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:20 amin'ny teny manodidina.