Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 5:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hatry ny fony fahiny ihany koa, raha mbola nanjaka taminay aza Saoly, dia ianao no mpitarika ny Isiraely nivoaka sy niditra; ary Jehovah efa nilaza taminao hoe: Hianao no ho mpiandry ny Isiraely oloko, ary ianao no ho mpanapaka azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:2 amin'ny teny manodidina.