Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 5:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia fantatr'i Davida fa Jehovah efa nampitoetra azy ho mpanjakan'ny Isiraely ka nanandratra ny fanjakany noho ny amin'ny Isiraely olony.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 5

Jereo 2 Samoela 5:12 amin'ny teny manodidina.