Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 4:7 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha niditra tao an-trano izy roa lahy, ary Isboseta nandry teo amin'ny fandriany tao amin'ny trano fandriany dia namely azy izy roa lahy ka nahafaty azy, dia notapahiny ny lohany ka nentiny; ary nandeha mandritra ny alina namaky ny tani-hay izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 4

Jereo 2 Samoela 4:7 amin'ny teny manodidina.