Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 4:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Davida nandidy ny zatovony, dia namono azy ireo, ka notapahiny ny tanany sy ny tongony, dia nahantony teo anilan'ny kamory tao Hebrona. Fa ny lohan'Isboseta kosa dia nentina ka nalevina tao am-pasan'i Abnera tao Hebrona.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 4

Jereo 2 Samoela 4:12 amin'ny teny manodidina.