Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 3:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Joaba nankao amin'ny mpanjaka ka nanao hoe: Inona izany nataonao izany? Nahoana no efa tonga teto aminao Abnera ka nalefanao fotsiny, ka dia afaka soa aman-tsara izy?

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:24 amin'ny teny manodidina.