Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 3:18 Malagasy Bible (MG1865)

koa tanteraho izany ankehitriny, fa Jehovah efa nilaza an'i Davida hoe: Amin'ny tànan'i Davida mpanompoko no hamonjeko ny Isiraely oloko ho afaka amin'ny tanan'ny Filistina sy amin'ny tanan'ny fahavalony rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 3

Jereo 2 Samoela 3:18 amin'ny teny manodidina.