Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 24:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy ny mpanjaka tamin'i Araona: Tsia, fa hovidiko aminao mihitsy araka izay tokom-bidiny ireo; fa tsy hanatitra fanatitra dora na ho an'i Jehovah Andriamanitro amin'izay azoko fotsiny aho. Ka dia novidin'i Davida sekely volafotsy dimam-polo ny famoloana sy ny omby.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 24

Jereo 2 Samoela 24:24 amin'ny teny manodidina.