Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 23:3 Malagasy Bible (MG1865)

Andriamanitry ny Isiraely manao hoe, eny, ny Vatolampin'ny Isiraely miteny amiko hoe: Indro ny Mpanapaka ny olona; Marina Izy sady manapaka amin'ny fahatahorana an'Andriamanitra;

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:3 amin'ny teny manodidina.