26. Heleza Paltita, Ira, zanak'Ikesy Tekoita,
27. Abiezera Anatotita, Mebonay Hosatita,
28. Zalmona Ahohita, Maharay Netofatita,
29. Haleba, zanak'i Bana Netofatita, Itahy, zanak'i Ribay, avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina,
30. Benaia Piratonita, Hiday, avy any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy,
31. Abi-albona Arbatita, Azmaveta Psaromita,
32. Eliaba Salbonita, tamin'ny zanak'i Jasena, Jonatana,
33. Sama Hararita, Ahiama, zanak'i Sarara Hararita,
34. Elifeleta, zanak'i Ahasbay, zanaky ny Makatita, Eliama, zanak'i Ahitofela Gilonita,
35. Hezray Karmelita, Paray Arbita,
36. Jigala, zanak'i Natana, avy any Zoba, Bany Gadita,
37. Zaleka Amonita, Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian'i Joaba, zanak'i Zeroia,
38. Ira Jitrita, Gareba Jitrita,
39. Oria Hetita; fito amby telo-polo no isan'izy rehetra.