Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 23:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Benaia, zanak'i Joiada, zanaky ny lehilahy mahay tany Kabezela, izay nahavita asa be, izy no namono ny roa lahy mahery tany Moaba; ary izy no nidina ka namono ny liona tao an-davaka fantsakana tamin'ilay andro nisy oram-panala iny;

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:20 amin'ny teny manodidina.