Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 23:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo telo lahy mahery namaky teo amin'ny miaramilan'ny Filistina ka nanovo rano tamin'ny fantsakana tao Betlehema, izay teo anilan'ny vavahady, dia nentiny ho any amin'i Davida; kanjo tsy nety nisotro izy, fa naidiny ho an'i Jehovah iny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 23

Jereo 2 Samoela 23:16 amin'ny teny manodidina.